JEUX D’INTERACTION
Félicitation
Daniella Mia
fa izy no nahazo point betsaka indrindra t@ ity semaine ity
.
Mahazo Gouter 20.000Ar ( mba mandefa contact sy anarana azafady).
Mitohy fona ny lalaontsika.
Misy Jeux karazany 2 (vakio tsara)
1) JEUX D’INTERACTION HEBDOMADAIRE
Azahoana Gouter 10.000Ar par semaine.
Averina ihany ny règle de jeux :
Mi s’abonner @ pejy
Mazoto Manao partage any @ groupe sy eo @ mur nao en public
Mazoto Mi mentionné namana
Mazoto Manao commentaire
tsy azo atao ny commentaire emoji fotsiny sy tsy misy dikany
Tsy azo atao ny manao commentaires miverimberina be.
isaky ny ny Alahady hariva no omenay eto izay mahazo ny loka.
2em JEUX
Mi s’abonner @ Pejy
Mi mentionné namana 5 ato @ commentaire an’ity publication ity.
Manao partage an’ity publication ity any @ groupe 5 sy eo @ Mur atao public.
Atao tirage @ Alahady izay voasarika mahazo cadeaux surprise
Tsy ekena ny compte fake.
De chez vous,vous pouvez faire du shopping à l’international avec Pr1cesse Style