Salama eee
Mahafinaritra anay foana ny mizara sy miara-milalao aminareo
Ity ary ilay lalao
Anisan’ireo handray anjara amin’ny
VENTE PRIVÉE
ho tanterahana ny 29 sy 30 mars ho avy izao.
Tsotra Kely ny fepetra @ Ilay lalao
Ataovy ao @ coms hoe :
Toerana hanaovana azy
Manasa namana 10 hanaraka ny pejy
Tsy adino ny partage ao anaty grp 3 misy anao sy eo aminao.
Fisarihana: Alatsinainy 26 Mars
Fanomezana: 10.000 ar
alefa @compte-nao
Raikitra ary eeee