Maro no mety no mahatonga an’ireny panda eo am tarehy ireny ary dia tena sarotra hesorina tokoa nefa misy vaholana fona ho an ireo manana faharetana tia mikarakara tarehy toy ahy Inona tena mahafaka azy haingana indrindra Ny tongolo be na koa hoe oign

Maro no mety no mahatonga an’ireny panda eo am tarehy ireny ary dia tena sarotra hesorina tokoa nefa misy vaholana fona
ho an ireo manana faharetana tia mikarakara tarehy toy ahy
Inona tena mahafaka azy haingana indrindra
Ny tongolo
be na koa hoe oignon
hoy ny sasany
ny fikarakarana azy
Rapena na mixena tsy asiana rano
ny tongolo
dia maka vovo(coton)
Rehefa vita zay dia potsero tsara aloha lay tongolo mba hamoka ranony tsara zay vao alaina lay vovo dia votosana ny ranon’ilay tongolo dia iny no osorana amlay faritra zay misy panda ihany no osorana azy
NB: afaka afangaro citron
tapany ny tongolo
2 raha mazaka citron
lay tarehy fa raha tsy mazaka citron
ny tarehinao dia hezaho eo amlay mis panda iany no hosorana fa tsy mampaninona azy io
Ataovy 2 fois par jours ary afaka atao mihaotra ny 30min
Mahafaka tanteraka ny panda io ary tena haingana be fiasany

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?