Ankoatran’ny fanatanjahan-tena dia azo atao ihany koa ity torohevitra ity mba ahazoana kibo fisaka, hanalana ny tavy. Alaivo ary ny -cocombre 1 – persil 1 tanana ila -celeri 1 – sakamalao 100 g – karaoty 1 – citron 3 – rano 2 Litatra Mixena miaraka i

Ankoatran’ny fanatanjahan-tena dia azo atao ihany koa ity torohevitra ity mba ahazoana kibo fisaka, hanalana ny tavy.
Alaivo ary ny
-cocombre 1
– persil 1 tanana ila
-celeri 1
– sakamalao 100 g
– karaoty 1
– citron 3
– rano 2 Litatra
Mixena miaraka izy rehetra
Misotro 1 vera isanandro
( afaka tehirizina anaty vata fampangatsiana ny ambiny
)

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?