Bonjour
hotohizatsika ny arrivage
Ahoana nareo amin’ireto sac de luxe atsika reto
Ry Eastpak état neuf reto
Sac à dos vert armé : avec compartiment pour ordinateur portable
Made in Indonésie
Sac à dos Rouge : Eastpak sac à dos Pinnacle
Made in Indonésie
Sac banane Eastpak
Made in Vietnam
État neuf daholo reto an
Ny prix normal an’izy tony plus de 300000 ar rah vaovao
reto ndray frip (itatsika tany anaty bal
) fa état neuf
Mahazo izay mahazo an’ireto sady tsy misy matetika
Averiko eto ihany aloha na de efa fantatsika aza fa manana garantie 30 ans izy tony
rehefa état neuf ohatra izao zany de enao mitsy no manomboka anle garantie