TRANO AMIDY
Trano misy tsena amidy Ankadindramamy 150m2 titre borne olona iray tompony misy jiro sy rano tsy tampaka mitsy jiro amoronalana tsara na hoe 1er plan miala 200 metre avieo Total be mpandalo be mitsy afaka miantso izay lina sy mila fanazavana fanampiny 038 09 463 47 na 032 42 766 09