Fanorenantsoa Immo Invest Madagascar is feeling blessed.
RANGAINA Ilafy: à 11mn de SOMACOU, tany 4000m2 :
titré et borné
bord de route secondaire et facile d’accès
tany tonga dia azo hanorenana
vue dégagée
environnement résidentiel
tsara masoandro
jirama et fibre efa misy eo an_toerana
morcellable ny tany ary mahazo amoron’ny lalana
prix: 105000 ar/m2 ary ny Contact : 034 79 825 10 ho anao hitsidika ny toerana. ( RDV)