Mahatsiaro tena resy sy reraka ve ianao amin izao fiainana izao Androany i JESOA KRISTY dia mampahery anao miteny aminao manao hoe AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO Aza mora kivy … Miantoraha eo atongotr ilay mpamindra fo ( JESOA ) … Izy itondra ny

Mahatsiaro tena resy sy reraka ve ianao amin izao fiainana izao
Androany i JESOA KRISTY dia mampahery anao miteny aminao manao hoe
AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO
Aza mora kivy …
Miantoraha eo atongotr ilay mpamindra fo ( JESOA ) …
Izy itondra ny enta_mavesatrao …
Tsy hamela anao ho irery izy ….
Ny fihevitr olombelona tsy mba fiheviny….
ANIO EFA MANOMANA NY TSARA INDRINDRA HO ANAO IZY
AOKA IANAO HATOKY AZY
EFA NAHARESY IZAO TONTOLO IZAO IZY
Mivavaha ary aza mitoky amin ny olombelona fa amin ilay JESOA KRISTY mitoky …. fa tsisy tsy hainy atao
Atombohy amin ny vavaka foana izay rehetra ataonao ….
Fa na dia tena efa hora farany izay tsy ampozinao .. ianao miteny oe tsy itako intsony izay hatao no miasa izy ( JESOA KRISTY ) AMEN!!!!
HANEO NY VONINAHINY EO AMIN NY FIAINANAO FOANA ANIE JESOA KRISTY

AMEN
Izahay équipe rehetra ato amin ny Maison de beauté Onitiana besarety Tanimalalaka dia mirary fiadanam-po ho anao panaraka ny pejy

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?