Nareo ry reto tena manao izay hahatapaka ny lalandrà-ako mihitsy ka
Za le nanofy tsara mihinana sakafo matsiro be mitapôlaka sy any @ toerana milay be iny no nisy niantso tampoka t@ 11ora alina
Taitra be za vao ni-sonne le téléphone hoe inona indray àry ny loza ho henoko eto
Iza indray ny maty sa misy inona
Tonga de izay no tao an-tsaiko voalohany
Hay kay client hanao commande balle couette izy ty
Za efa vonona ny hanome paquet azy iny no niteny izy hoe atao 4balles de nisinda ihany ny foko
Fa tianay foana nareo na de manaitra tampoka àry e
Efa hifarana ny fandraisana commande de STOCK ÉPUISÉ ihany koa ny mélamine en carton fa mankasitraka foana
Bon dimanche daholo