Daniel Robsona Andrianjoa Mpitendry sady mankafia mozika ve ianao ? Raha efa mpitendry ianao dia natao ho anao ary ity fa araho tsara. Te handalina kokoa na tianao ve ny hanana fomba fitendry tsara mihoatra noho ny efa anananao ? Anisan’ny singa iray mah

Daniel Robsona Andrianjoa
Mpitendry sady mankafia mozika ve ianao ?
Raha efa mpitendry ianao dia natao ho anao ary ity fa araho tsara.
Te handalina kokoa na tianao ve ny hanana fomba fitendry tsara mihoatra noho ny efa anananao ?
Anisan’ny singa iray mahatsara ny fitendrena piano
ny fanaovana  » harmonisation « sy
 » improvisation  »
Raha tianao ny hampihaingo ny fitendrinao dia tongava indray @mp.
Ho atoroko anao @alalan’ny cours vidéos omeko ny module tokony ho alainao.
Tsy afa-po ve ianao @fitendrinao ?
Tongava fa omeko anao ny technique hahafahanao manana fitendry tsara!
Mirary soa hatrany !

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?