Afaka itsaboana Mony ,tasy menamena,tasy mainty(n’a panda na tasy hafa),rides(kentrona)
Totoina Ilay raviny
lena efa madio,de atao voatoto tsara @zay misy ranony maintso
De iny no hosorana @tarehy @coton(tarehy efa voasasa t@savony nosy),avela 15min,avy eo kobanina @rano matimaty
Atao isan’andro mba hahitana vokatra haingana
Aza adino ny misotro rano
betsaka isan’andro