Androany isika dia iresaka momba ny « boisson brûle-graisse » na mandoro tavy.
Samy efa naheno ny atao hoe « Eau de Sassy » daholo angamba isika. Fa mety vitsy ihany no tena mahafantatra ny vokatsoa hoetiny.
Voalohany, fifangaroan’ny rano
sakamalao, voasarimakirana
, kôkômbra ary solila, ny « Eau de Sassy ».
Faharoa, mampihena ny lanja sy ny santimetatra manodidina ny valahana izy io raha sotroina isan’andro.
Farany, dia tena manampy amin’ny fandevonan-kanina izy io ary manampy ny kibo hiena.
Aza adino ny mizara ao amin’ny « commentaire » raha efa nanandrana ianao sy izay vokatsoa azonao.
Mihena Maharitra