Zanaka paiso fon’omby
Na ilay paiso masa-maintso hoy isika
Ilay misy ohatrany hoe siramamy kely eo amin’ny voniny (noyaux)
Mamy izy rehefa tena masaka an
Fa afaka ohanina mariky miaraka amin’ny sira ihany koa nefa
15 000 Ar ny zanany iray kely
40 000 Ar ny lehibe 1m
Misy efa maheriny 1m50 ihany koa