Raikitra amzay ary e Mercredi 01 Mai
01 MAI ( fête de Travail)
Transport gratuit
Fitsangatsanganana iarahana amin’ireo followers Scofield Travel sy ireo tapaka sy namana , ireo efa niaraka nanao vacances na mbola tsy niaraka ihany koa, eny fa ianao mamaky io mihitsy .
Hanaramaso ireo zanakazo nambolentsika teny Ambalavao Ambatofotsy, sady hitsangatsangana e .
Samy Mitondra sakafo sahaza sy tsakitsaky ary zava-pisotro
Ora fiaingana amin’ireto toerana ireto @ 8 ora maraina
Point A : Bureau Ankadindramamy
Point B: Jovena Ampasika
Point C: Instat Anosy
Inscription mp ato am page
Ianareo izay Mitondra fiara manokana ihany koa de samy manantona ireo point ireo .
Iza avy no vonona ary
#scofield_meiera