FANAFODY MAHAGAGA
Aminy fomba ahoana moa izany no tsy hampisinda ny aretiko @zao
Misaotra anareo nirary soa aloha e, Misaotra ny Tompo ihany koa nomeny hery sy tanjaka, mbola tsy hanao effort be saingy tsy tantiko ny fahatongavanreto fahamanjana mahagaga ireto zareo a
Mino aho fa ianareo koa efa niandry fatratra e
Tairo tonga dia hi-live-live kely isika rahampitso 15H
Ndao koa tonga dia tairina ilay lalao efa nolazaiko anareo iny e
AR = OLONA IRAY
Partageo ity publication ity (any @ groupe 5 misy anao sy ao @mur en mode public)
Mention-neo ao @ commentaire ireo VEHIVAVY 5 namanao tia lamaody iny dia lazao hoe « Andao hilalao miaraka Live by Maman’Yandriss »
Aza adino mi-abonné ato @ pejy an.
Tirage: Asabotsy 11 May
Iza ary ilay olona IRAY tsara vintana ô!
Oroka mamy dia bonne chance daholo ary ô