Eliot Tsiky
Ity no atao oe fatana
Amidy afaka atakalo fiara na moto + vola.
Vw mk2 diesel 1.6 tres économique 4l/100 verifiable. Phase 2. Moteur maina tsara 1/4 tour dia velona tsy mrenifle izany, afaka mbola atao vidange raha matahotra
. Mbola tsy nandalovana afo. Tableaux mandeha daholo (jauge, température, huile, kilométrique, montre, etc etc). Intérieur origine. Lave vitre,allume cigare, air conditionné etc mandeha daholo. Train tsisy mikorotana.Equipement mandeha daholo. Volant momo sport. Jiro mazava B Angel eyes. Fiara tena matanjaka(mitest) jante alu avec pneus bonne occasion. Roue de secours, crique, radio. Vidange efa vita (100 km eo izi zao menaka 15w40 Mobil). Batterie 110ah. Papier à jours. Devoir pare brise fissuré fa tsy dia maninona mbola d’origine dia tsy nosolona fa feno erany tanana sady tsy lafo.
Prix : 58.000.000Fmg.
Contact : 034 14 449 97.