Fanalana kibo amin’ny alalan’ny poireau indray ity Akora ilaina : Poireau 4 Rano 1,5l Fikarakarana azy Ampangotrahana amin’ilay rano 1,5l ny poireau Rehefa avy nangotraka tsara dia ho matimaty zay zaka ka sotroina avy eo Sotroina mandritran’

Fanalana kibo amin’ny alalan’ny poireau indray ity

Akora ilaina
Poireau 4
Rano 1,5l

Fikarakarana azy
Ampangotrahana amin’ilay rano
1,5l ny poireau
Rehefa avy nangotraka tsara dia ho matimaty zay zaka ka sotroina avy eo
Sotroina mandritran’ny tontolo andro atao ohatran’ny rano fisotro
.Afaka atao foana mandrapa-tratra izay lanja tiana miala
Afaka andramanao indray izay fa sady mahomby no manadio ny ra
Tsara foana koa anefa ampiharahana amin’ny sakafo voalanjalanja sy kotrana kely ny fanaovana azy

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?