Hello Sabotsy indray androany ka iza avy no hanao soins? Olana matetika mitranga koa ilay hoe ny jour de soin ilay volo mivoaka tsara be nefa ny ampitso maina be sahady Ireto ary misy fika2 kely arahana mba hijanona ho mandimandina foana ilay volo Mazava

Hello
Sabotsy indray androany ka iza avy no hanao soins?
Olana matetika mitranga koa ilay hoe ny jour de soin ilay volo mivoaka tsara be nefa ny ampitso maina be sahady
Ireto ary misy fika2 kely arahana mba hijanona ho mandimandina foana ilay volo
Mazava ho azy, ny fanaovana soins hydratant no mila atao voalohany
averiko ihany: tsy menaka no ilain’ny volo maina fa rano
Na ianao mampiasa produits finis hydratants (masque, gel, leave in,..) na manamboatra ilay fait maison (maïzena, vahona, ravim-bomanga,..). Ny tena tsara koa dia mampiasa humectant toy ny glycérine végétale, tantely, sirop d’agave afangaro aminy
Mampiasa bonnet en satin /fonon’ondana en satin amin’ny alina
Ito koa efa averiko eto foana
ilay fonon’ondana coton ampiasaintsika ireny mitroka ny hydratation an’ny volo dia izay no mahatonga azy maina sy feno frisottis . Sady mitazona ny boucles tsy ho rava koa
Manao scellage
Aza adino mihitsy ny manao scellage raha toa ka mora maina ny volonao, iny no ohatran’ny karazana barrière kely eo amin’ilay volo mitazona ilay hydratation. Menaka no ampiasaina amin’izy ity sady manala ilay effet carton koa :huile de brocolis +++, huile de pepins de raisin, huile d’avocat, huile de jojoba,…
Mampiasa spray à base d’eau rehefa mitady ho maina2 ilay volo na rava2 ny boucles
Misotro rano
Andramo kely ary anie ireo dia lazao anay eto hoe nandaitra taminao ve
Raha nahaliana anao ity fizarana ity dia manasa anao ary hanaraka ny pejy
manana vokatra natoraly sy karazana accessoires afaka hikarakarana volo koa izahay ka manasa anao handefa mp raha liana amin’izany
Mirary soa daholo oh

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?