; Manala tavy ; Tosidra ambony; sns (…) Zavatra ilaina Paoma 2 sy tapany, sakamalaho 1 sy tapany ,tongolo gasy hasiny 5 ary papay 50g . Ny fomba fikarakarana azy dia mixéna amin’ny rano 1l ireo rehetra ireo ary tsy asiana siramamy Rehefa vita izay d

; Manala tavy ; Tosidra ambony; sns (…)
Zavatra ilaina
Paoma 2
sy tapany, sakamalaho
1 sy tapany ,tongolo gasy hasiny 5 ary papay 50g
.
Ny fomba fikarakarana azy dia mixéna amin’ny rano
1l ireo rehetra ireo ary tsy asiana siramamy
Rehefa vita izay dia misotro 1 vera
maraina ; 1 vera atoandro
; 1 vera hariva
Tsara ho fantatra fa 15min alohan’ny sakafo no isotroana azy
Atao foana ny fanafody mandram-pahasitrana tanteraka
Zay ary no atolotra fa dia mirarisoa

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400