Voandalana
Andao isika hanao « Live shopping » rariva eee.
Asehonay eto daholo ireo arrivage tsika izay Mbola tsy misy naka.
Misy cadeau bé Dia bé omenay anareo an.
Ao mba teneno ireo namana. Partage max mes amies….
Rariva aminy 6 hariva zany n’y fotoana oooo…. heure antsika Mada . Merci