Tsena mora by Jii HANGINA ILAY FEO : NODIMANDRY I LALIE Nodimandry teo amin’ny faha-48 taonany ny mpanakanto Lalie, rehefa niady mafy tamin’ny aretina nahazo azy. Vao 2 andro izay no namoaka horonantsary fangatahana tolo-tanana izy ireo, noho ny hama

Tsena mora by Jii
HANGINA ILAY FEO : NODIMANDRY I LALIE
Nodimandry teo amin’ny faha-48 taonany ny mpanakanto Lalie, rehefa niady mafy tamin’ny aretina nahazo azy.
Vao 2 andro izay no namoaka horonantsary fangatahana tolo-tanana izy ireo, noho ny hamafin’ny aretina izay nihombo sy nihitatra ka niafara tamin’ny fahafatesany izao.
Namela zava-kanto mamy, tsy ho adinon’ireo mpankafy azy i Lalie sy ny feo mangany izay nandrotsirotsy an-taonany maro.
MISAOTRA LALIE.
Mirary fiononana feno ho an’ireo vady aman-janany sy ny fianakaviany ary ireo mpankafy azy.
#tsenamorabyjii
#Lalie

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?