Send message Miss Store is in Antananarivo. Fa ity modèle ity koa anie tsy mifidy na hanao robe ianao na jupe na pantalon,,mety fona. Sady manome forme no manome fahasalamana. *Manana ny mampiavaka azy mihotra noho ny combinaison gaine rehetra izy ity no

Send message
Miss Store is in Antananarivo.
Fa ity modèle ity koa anie tsy mifidy na hanao robe ianao na jupe na pantalon,,mety fona.
Sady manome forme no manome fahasalamana.
*Manana ny mampiavaka azy mihotra noho ny combinaison gaine rehetra izy ity noho ny fananany an’ilay 4 pierres thérapie magnétique : izay Manao massage ny kibo : mandrindra ny fikorianan’ny Rà mampanala stress,manala ny aretindamosina, mandamina ny cycles menstruel ihany koa.
Mamitina ny kibo sy manala ny mivalombalona rehetra amin’ny lamosina,kibo, ambany helika ihany koa.Tonga dia gaine complet be, manome forme ny dodosy ihany koa no sady manainga azy.
*Tsy manempotra fa comfortable tsara,tsy Mitazona hatsembohana fa en soie glacé tsara ny tissu-any.
*Tsy mifidy fa mety hoan’ny rehetra na avy niteraka aza .
*Tsy mamaritra rehefa anaovana,,tsy sarotra ihany koa rehefa handeha toilette.
Vidiny tsy miova ka araraoty ary raha mbola tsy nahazo ianao
Couleur disponible : beige et noire : XS à 2XL ( miankina amin’ny taille ny couleur)..

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?