Talenta sy Sehatry ny Ankizy
Send message
Talenta sy Sehatry ny Ankizy
MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA
OPEN SPACE
DÉFILÉ DE MODE
TALENT
Tsy concours izy ity fa seho antsehatra ho antsika vonona hilatro Na manana talenta dia Misokatra ho antsika rehetra indray Ary ny sehatra ny 11 Mai 2024
Manana talenta ve ianao, mikabary, mihira, mandihy, mozika, tantara, tononkalo sns…
Misy ny FAMPISEHOANA TALENTA maro isankarazany ho an’izay te hiakan-tsehatra
Ankizy mandeha irery na manana tarika ka tafiditra amin’ireto sokaji-taona ireto : 4 taona hatramin’ny 17 taona
Na efa nandray anjara tamin’ny kilalao hatramin’izay na Ankizy vaovao dia afaka mandray anjara avokoa
Misy ny DÉFILÉ DE MODE
Hiarahana amin’ny mpampiakanjo Styliste Malagasy
Natao ho an’ny:
Ankizy 4 taona hatramin’ny 14 taona
Tanora sy Lehibe 15 taona no miakatra ….
Toerana : Behoririka
Ho antsika izay te handray anjara rehetra dia efa misokatra ny fisoratana anarana
Misy Attestation zaraina ho an’ireo mandray anjara rehetra
Droit de participation 10.000ar
Voafetra ihany ny isan’ny Ankizy ho raisina fa tsara misoratra anarana mialoha
Afaka mandefa mp avy hatrany maka ny andinindininy rehetra
Tsy misy ny vidim-pidirana mandritra ny fotoana