Peugeot 405 amidy maika afaka atakalo moto + vola
Motera TU tsara tsara be (essence)
Carrosserie tena mbola tsara
Mandamina kely ze ts mety amnao n devoir de par brise
NB : Afaka soloiko vao2 le par brise ra mifanaraka na tonga de oetiko an am pivarotra vao2 enao fa mora leiz
Fiara mande tsara afaka manao essai alavitra ts manin fa miantoka depense enao
Prix : 28.000.000fmg fixxx
0389516569
visible à Tanjombato