Fanandramana
1-Ny hazavana niditra tao @ haizina
Resultat: nazava ny efitrano
2- Ny haizina niditra tao @ hazavana
Resultat: nazava ny efitrano.
Dia mbola hisalasala ve hoe tsy ho voasakana ny Fanovan-drafitra?
Fotoana no mamaritra izany fa ny resultat efa fantatra.
Ny fanaka ve mahalala izay namorona azy?
Valiny Tsia, noho izany, Aza manao ny Mpahary ho tsy misy fa voafetra ny andro iainana.
Hiezaka ny mba ahavita hanefa ny trosako aho alohan’ny ialako eto ka mba tsy arahan’alahelo raha miala eto.
Tsy misy ny doria hoy Dadah sy Fafah izay. Tiako iny hira iny.
Laza Razafiarison