CAMERA EXTERIEUR INTELLIGENTE
A DISTANCE PAR TELEPHONE WIFI (Prix mora zareo ah)
intérieur & exterieur
Araho-maso ny fanananao :
– Enregistrement automatique carte SD
– Sary efa mazava be
-Mandray feo
– Mahita anaty maizina tanteraka ( vision nocturne)
– Misy dectecteur de mouvement
– Misy alarme ,vao misy mandalo dia avy hatrany mandefa notification @ téléphone anao
– Misy jiro led mazava be ( on,auto,off)
-Afaka hitenenanana dia mivoka @ caméra NY feo
-afaka atao anatiny sy ivelany trano ( mazaka orana )
PRIX NATAO MORA : 200.000ar be izao dia mahazo ny tsara ianao ( qualité tsara
MANAO LIVRAISON SY MANDEFA FARITRA REHETRA
****mora apetaka ,installation possible ***
Araoraoty fa maro no efa afa-po,fa anjaranao izao
Tsara tonga dia miantso avy hatrany
034 78 036 34