MESSENGER
Send message
EGM Madagascar conservatoire de musique
Simple mambo
Feon kira ho an’ny Gitara tokana…Efa mila hakingana kely na eo amin’ny fitendrena na eo amin’ny famakiana. Efa mila mahafehy teknika maromaro.
Ilaina ny mianatra rankizy.
#EGM
#Cours_de_guitare