Tahina Andria
Rehefa handany vola ihany, aleo mba fiara avo lenta sy mihaja ary confortable no alaina!!
Miankina @’ny fiara entinao anie ny image asehonao e!!
Chevrolet captiva (Winstorm) 4×2
Omena anao mora ity!! Vakio tsara aloha sao efa voavaly ato ilay fanontaniana efa mahazatra hapetapetaky ny olona anaty commentaire ireny (Ohatra hoe : Prix)!!
Etat mbola tsara be :
Moteur 2.0L VCDI INTERCOOLER TURBO A GÉOMÉTRIE VARIABLE (misintona be) en état IMPECCABLE !!!
Boîte de vitesse automatique à 5 rapports en état IMPECCABLE
Equipements électrique mandeha tsara daholo
Finition LTZ
Toute option : 4 vitres électriques, vérouillage centralisée, fermeture automatique à 40km/h, toit ouvrant électrique, détecteur de pluie (essuie-glass automatique), détecteur d’obscurité (allumage automatique des feux), rétroviseurs rabattables et réglables électriquement, auto-radio d’origine avec commande au volant, système de freinage ABS, anti-patinage, etc…
Carrosserie IMPECCABLE
Intérieur en cuir noir d’origine IMPECCABLE (très classe)
Fiara sady mitsitsy (8 à 12L/100km) no matanjaka be kanefa marque anisan’ny miavaka @’ny maha (
General motors no manao azy
)!! Tsara design (SUV) no sady mihaja be!!
Diesel nefa mangina be
Confortable izy tsara sady malalaka, 7 PLACES
Zara raha nampiasaina nefa voakarakara tsara!!
Tsy hitsanga-menatra ianao na mitondra azy, na hitondra olona ary tsy misy hoe calé eny an-dalana
Papiers complet sy à jour!! Efa lany modèle fa efa sous réception technique!!
Natao ambany lavitra noho ny numero vazaha rehetra ny vidiny kanefa tsy koba :
29 900 000 Ariary na 149 500 000 Fmg fotsiny
Afaka miady varotra kely izay tena vonona fa
EO ANOLOANAN’NY FIARA IHANY NY ADY VAROTRA FA TSY ATO ANATY FACEBOOK
Afaka atakalo fiara kely diesel ihany koa raha mety amiko ilay proposition anao!!
Toerana : Itaosy
Contact : 032 82 729 89 na miditra MP!!