Hard’s car Automotive, Aircraft & Boat Send message Hard’s car Vente miavaka,Mbola tsy nisy nitaraina na natsiaro voafitaka izay nanjifa fiara teto aminay, afaka manao témoignages eto raha nisy Ity Ary ny manaraka @ fiara vao Tonga hatrany. CHEVROLET CR

Hard’s car
Automotive, Aircraft & Boat
Send message
Hard’s car
Vente miavaka,Mbola tsy nisy nitaraina na natsiaro voafitaka izay nanjifa fiara teto aminay, afaka manao témoignages eto raha nisy
Ity Ary ny manaraka @ fiara vao Tonga hatrany.
CHEVROLET CRUZE 2014
Fiara tena excellent tanteraka,mitovy 100% amin’ny fiara vaovao. Full option tanteraka. Modèle Numéro 1 mbola validé tsara
– Toît ouvrant, empreinte digitale, démarrage sans clé, siège chauffant,clim mangatsika tsara, détecteur d’obscurité et de pluie, caméra de recul et assistance créneaux…..(Mbola maro ny option tsy voatanisa @ maha full option azy).
Livré miaraka amin’ny accessoires rehetra niaraka taminy avy any ivelany foana ny fiara eto aminay tsisy nanalana na zavatra kely indrindra Ary
Mahakasika ny tahotra sy tsy fahampim-pahalalana momban’ny fiara électronique izay fivoaran’ny technologie aingana amin’izao Dia manome GARANTIE sy S.A.V ary Conseils hatrany izahay amin’ireo fiara izay nojifaina Tato aminay
Contact: – 0340268931
– WhatsApp

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?