Mirongatra sy miparitaka ny kongona na punaise de lit eto Antananarivo!!!!
Betsaka ny milaza manana fanafody bibikely mahomby sy mahery fa maro no mamitaka. Ao ny poudre mody nolokolokoina, ao ny ranonjavatra nafangarongaro, tsy hanaratsy ny hafa fa ianao no aoka hitsara. Ho anao efa nampiasa ny fanafodinay dia mafantatra tsara ny vokatr’izany na eo amin’ny fahombiazany na eo amin’ny arapahasalamana. AZA MANARY VOLA amin’ny hosoka sy tsy fahombiazana intsony fa manantona mivantana ny Ets Randriamarosolo Samuel eto Anjanahary, fantadaza tamin’ny traikefa ary mbola tsy nandiso fanantenana anao.
Prix anti-punaise de lit na ody kongona mahery vaika: 5 600ar ho an’ny efitra iray
Tel:034 05 036 69