HO ANTSIKA IRETO : Ireo mpivarotra : manana entambarotra, toerana fivarotana Raha mpivarotra ENLIGNE : Mila manana entambarotra mazava, manana fanamarihana avy am fokotany . Retraité / Penssionnaire : manana Taratasy mazava maha penssionnair

          HO ANTSIKA IRETO :

Ireo mpivarotra : manana entambarotra, toerana fivarotana
Raha mpivarotra ENLIGNE : Mila manana entambarotra mazava, manana fanamarihana avy am fokotany .
Retraité / Penssionnaire : manana Taratasy mazava maha penssionnaire sy retraité anao.
Cash point : manana nif stat, patente misoratra amnao tompony
Atelier : manana machine famokarana , toerana fanaovana ilay asa atelier
service : manana matériel ampiasaina , manana toerana ilay asa service atao ( ex: cyber, sérigraphié,mpanao art malagasy,…etc)
Bar , épi-bar, snack: manana Licence , nif stat, patente misoratra amnao tompony , toerana fivarotana
Topotrano mihofa: manana Taratasy mazava maha anao ilay trano ampanofaina, anao misoratra amnao fa tsy itambarana lova
Mpiasa : privée na fanjakana manana ( fiche de paie, contrat de travail CDI , attestation de travail, certificat d’administration)
Afaka mampindram-bola ihany koa ho anareo manofa atelier mpanao fanaka saingy manana fidirambola hafa ankoatra ilay rafitra atao .
Tonga dia midira MP ho anareo Zay maika vola azfd
COUNTRY/REGION
You and 531 other friends have been here

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?