Eliane Rahelimalala
Tena mora be zareo ti trano ti aaa
-Trano amidy Ambohitranjavidy Moramanga
– 3 chambres , cuisine
– WC sy douche anatiny
– Misy rano vovo
– Miarak@ Tany 2are latsaka kely
– TITRÉ BORNÉ
– Anaty tambo
– ACCÈS Voiture
Mitsofoka 100m miala goudron RN44
Mp prix sady @ vidiny tena mora fa Tonga d mp malaky na miatso mivantana
0340437678 / 0322887909