LantoHenikaja Andria-rama
Tany 4.920m2 na 49,2a amidy.
Toerana : Soaranokely Ambohijanaka.
Tonga ny fiara ( accès voiture).
Tsy morcelable.
Tsara toerana be, tsy mila manototra fa plat tsara daholo, efa akaiky Jiro, mora azahoana rano.
Taratasy milamina sy ara-dalàna tsara.
Tsy misy mpanera fa tompony mivantana.
Marihina tsara fa tsy mamaly Mp aho fa tsy dia miconnect.
Aoka izay lina sy izay tena matotra no miantso avy hatrany ny Numéro 033 29 613 23.
Prix : 55.000Ar
Misaotra an-tsika rehetra tompoko.