Send message
Fitiavana Lamaody
GIVE AWAY TIME
LOKA :50.000AR NY VOALOHANY.
LOKA : 20.000AR HO ANY FAHAROA.
LOKA : 10.000AR HO ANY FAHATELO.
NY FITSIKA NY LALAO.
Arahana sy omeo Like ny pejy Fitiavana Lamaody
Hamparitao amin’ny « groupe 5 » misy anao ity « publication » ity.
Inviteo ny namanao rehetra hanaraka pejy ( ampiarahana capture ilay notification kely « envoyée pour tout le monde » iny dia alefa ao anaty « commentaires ».)
Mentionné namana 5 farahakeliny ao anaty « commentaires » Miaraka « photo » ilay capture « invitation » ny amis anao.
Partageo ao amin’ny kaonty manonkana anao ity « Publication » ity miaraka amin’ny #fitiavanalamaody, #ndaohilalao.
Nb: Misy exemple amin’ilay atao capture ao anaty commentaires dia mila atao mitovy amin’io an
Mila feno ireo « conditions » ireo vao azo hekena. Atao « Tirage » ny valiny LALAO ka izay mazoto sy actif ato amin’ny pejy mazava ho azy no hahazo azy.
Farany Alefa Mobile Money avokoa izy ireo fa tsy misy récupération.
Bisouss dia Bonne chance aby
Fin du jeux: 24juin2024.