Send message
Ella Store 2.0
Mihintsana be manara tanana mihitsy ve ny volonao? Manomboka mihamanify? Sady tsy mety maniry mihitsy ?
Gamme SHUMUKH à seulement 19 000ar izy roa
(Shampooing+sérum)
Pour tout type de cheveux
Sans sulfate et sans parabène
tsisy tokony atahorana izany
Mampijanona ny volo mihitsana be no sady manamafy ny fotom-bolo tsara
Mampaniry volo be ihany koa ny singa hoentin’izy ireo tsirairay avy
Mampiroborobo tsara ny fikorinan’ny rà hampaniry ny volo sy hitazona azy ho salama lalan-dava
Tsy izay ihany fa préventif izy amin’ny angandrano (izany hoe tsy mampisy angandrano fa tsy hoe manala angandrano , fa misy spécial sady manala angandrano koa amin’ireo anh
)
Izay ny mampitovy azy telo fa samy manana ny mampiavaka azy ihany koa nefa ( afaka miditra mp ahalalanao ny mety aminao kokoa)
Raha misy fanontaniana manitikitika dia afaka miditra mp na tonga mivantana aty amin’ny boutique
Show room : Ambodivona Galana dia miakatra kely ohatran’ny ho any Ankadifotsy dia eo amin’ny Biolab no miantso
Boutique : Itaosy Cité ampitan’ny tsena
Livraison possible partout à Madagascar
Contact : 0342749071