Marc Andriamahenina
HÔTEL RESTAURANT BAR HENINTSOA
Izahay dia manana trano fandraisam-bahiny:
Demi journée : 50.000 Ar
Journée: 70.000 Ar
Nuitée : 90.000 Ar
Journée chambre familiale : 100.000 Ar
Nuitée chambre familiale : 110.000 Ar
Manana ihany koa RESTAURANT izay manao SAKAFO MALAGASY, FRANTSAY, SINOA.
Manomboka 5.000 Ar hatramin’ny 25.000 Ar
Manana hefitra malalaka afaka hikarakarana « ÉVÉNEMENT » izay tianao hatao.
Misy KARAOKE koa ato aminay.
Misy billards
Misy jeux de fléchette
Isaky ny
ZOMA MAGNIFIQUE
SABOTSY MAHAFINARITFA izahay dia mikarakara BROCHETTE PARTY izay anaovanay PROMOTION LABIERA. Izay amidy amin’ny vidiny 5.000 Ar.
ILAZAO NY FIANAKAVIANA.
ILAZAO NY NAMANA SY TAPAKA.
ALAMINO NY FOTOANANAO.
Toerana: Raha mandeha rocade ianao, dia amin’ny faran’ny lalana rocade mivoaka by pass misy rond point. Eo no mivily manaraka by pass mandeha Ambohimangakely.
Miroso 800m eo ho eo dia eo amin’ny ankavian-dalana ny Hôtel Restaurant Bar HENINTSOA.
MISY PARKING NGEZA BE
038 32 092 78
#Antananarivo #Analamanga #Tamatave #Antsirabe #fianarantsoa #Tulear #hotelrestaurant #evenementprofessionnel #events2024