Tena mangataka fanampina tompoko ,ataovy partage au maximum .ity olona ity Dia mpanampy tato antrano nangalatra vola bé s’y entana sarobidy izao .netiny nitsaoka ilay vola .
Raha misy mahita azy de MBA mangataka antanandroa hiantso n’y numéro 0338158455
Rahasimbola Masoandro velontsoa no anarany , aviany Andranomanelatra izy
Omena valisoa izay mahita azy