Mamenosoa Ram
SALAMA DAHOLO
afinaritra ve ny fetinareo tao???
Zany eo ihany fa ity koa misy zavatra tena mahafinaritra
» COURS DE VACANCES »:
(Cours de base)
-PIANO
-GUITARE BASSE
Tsy hoe cours de vacances akory anefa de hoe Hoan’ny akizy ihany an
fa natao hoan rehetra na akizy na tanora na olon dehibe
Koa raha mahaliana anao ary dia aza misalasala mabdefa Hafatra miafina (MP) na miantso mivantana ny numero
032 89 469 13