Location de voiture STAREX 9 places avec chauffeur professionnel

Mila fiara ve ianao?
Mila fiara mahazaka olona maro na ny client-nao na tourist?
Misy olana ve ny fiara fitaterana dia mila fiara hitondra ny client ilana maika?
Misy fetim-pianakaviana na soutenance na antony hafa?
MANINONA RAHA MIANTSO NY G.E LOCATION?
Maro ny efa afa-po sy tamana.
Anjaranao indray izao ka aza misalasala ny manao reservation fa ho afa-po koa ianao.
STAREX 09 PLACES
Confortable
Clim
Nif et stat 2024
Avec Chauffeur professionel
carburant en sus (izay laninareo)
Mandeha n’aiza n’aiza eto Madagasikara
038 12 815 74
#LocationVoiture
#Locationvoiture_Fianarantsoa #Locationvoiture_Mananjary #Locationvoiture_Toliara #Locationvoiture_Manakara #Location_Starex #Locationvoiture_Isalo #LocationVoiture

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?