Chez Tsara brocante chez vous
Miditra ao @ pejy azafady fa Sao tsy hita ilay commentaires
+9
Active
Tsara brocante chez vous
Toy izao retour amin’ny faitout calotto indray NGE reto oa e
Faitout calotto 7litres
Matevina be farakze matevina mitsy ity
Izay indray masahy mifanamby @ kalitao
Tous feux y compris l’induction
Ity tena hoe tsara farakze tsara oa.