« Mahay Mozika Lavitra: Fanalahidy Hitomboan’ny Fahaizanao Mitendry »

FANALAHIDY HITOMBOAN’NY FAHAIZANAO MITENDRY
…Ny fitiavana mizara…
Izaho na mbola tsy nampianatra mozika aza dia tena tia nizara ireo zavatra kely mba haiko tamin’ireo namako foana.
Fa ny hitako plus izaho nizara; dia plus izaho mahafehy aniny zavatra zaraiko iny; no lasa mahay zavatra hafa ankoatraniny avy eo.
Tsy voatery hoe mahay be foana akory vao afaka mizara fa izay kely hay no zaraina dia mitombo iny avy eo.
Izaho akory tsy hoe tena faran-tampon’ny fahaizana no namoaka ilay « USB VIDEO FIANARANA GUITARE NA PIANO COMPLET » sy « MAMPIANATRA EN LIGNE » ary « MIVANTANA » mba hanampiana ireo namana maro mba hahay écoute sy hahaleo-tena.
Fantatro tsara fa betsaka ireo namana grand maro, mahay mozika lavitra no izaho, fa tiako no sady mampitombo ilay mizara dia ataoko.

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?