Écouteur bluetooth intra-auricilaires misy ecran tactile ny etui
Misy menu be dia be
1. Commande mandray appel
2. Hiainoina hira teo aloha sy manaraka
3. Reduction de bruit
4. Misy égaliseur 5 be izao
5. Afaka ireglena alarm
6. Afaka reglena ny luminosité
7. Misy langues 16 isa
8. Afaka ovaina fond d’ecran
9. Afaka ilocalisena ny toerana misy ny ecouteur
10. Afaka reglena ny lera
11. Afaka angalana sary sy vidéo
Basses Ultra profondes, médiums clairs, aigus précis.
Maivana, tsy mankarary sofina na ampiasaina maharitra ela aza
Baterie miharitra trop be na ianao mihaino hira na ianao mijery film na milalao jeux video tontolo andro
Bluetooth 5.4 connexion rapide be sady stable tsara, tsy tapatapaka
Certifiés IPX7 mahazaka rano sy vovoka; afaka entina mihazakazakana ho anle olona tsembo-dava na raha sendra avy erika
Mode transparence
% active: sady afaka mihaino hira no sady maheno ny olona miresaka ety ivelany
033 17 077 20
$45
· ANTANANARIVO
Ecouteur Bleutooth
Message