Découvrez l’Oasis de Bien-être chez Hôtel Henintsoa

Marc Andriamahenina
HÔTEL HENINTSOA Bypass Ambohimangakely
Tél : 038 32 092 78 / 020 79 685 39
Manana:
RESTAURANT
Izay misy sakafo Malagasy manomboka 10.000ar
Sakafo Sinoa Ary sakafo Eropeana
15.000ar hatramin’ny 25.000ar
Misy sakafo maraina koa izahay
Manomboka 6.000ar
CHAMBRE
Chambre double
Demi journée : 50.000ar
Journée : 70.000ar
Nuitée : 90.000ar
Chambre familiale
Journée : 100.000ar
Nuitée : 110.000ar
MISY CHAMBRE DISCRET TSARA.
MISY WIFI SY RANO MAFANA.
MANANA SALLE DE RÉUNION MAHAZAKA OLONA 50.
MANANA SALLE AFAKA ANAOVANA FETY (Mariage, filancaille, anniversaire, feim-pianakaviana, Batista sns sns) mahazaka olona 100.
Efa eo an-dalam-pamaranana n’y AIRE DE JEUX anay koa izahay izay afaka ilalaovan’ny ankizy na tsy andrasana aza.
KARAOKE
Afaka manao karaoké ianao isanandro amin’izay Ora tianao.
Afaka sady mihira ny namanao no mandihy ianao.
MISOKATRA ISANANDRO IZAHAY…ENY NA DIA ANDRO FETY SY ANDRO TSY FIASANA AZA…
MISOKATRA FOANA AMIN’NY ORA REHETRA…
AFAKA PRIVATISÉ -NAO KOA NY SALLE RAHA TE TSY HO KORONTANINA IANAO…
MISY PARKING BIEN GARDÉ

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?