Arts & Crafts Store
Send message
Style Art MDG is feeling happy.
Salama daholo
Mba hizara kely ny zavatra vita indray
zay vao mba nahavita nanambotra zavatra ho ahy
rehefa misy midongy izay de misy mividy manko
Trousse personnalisé en crochet
Raphia ny akora nampiasaina teto, miaraka amin’ny doublure sy fermeture.
saika niabondonne ihany fa in-6 noravaina sy naverina vao mba nivoaka ilay soratra + aretinify
Raha liana dia aza misalasala manao commande
Mety tsara atao cadeau na hoanao ihany koa
soratra recto verso (anarana, mot positive, verset biblique, …sns)
MP
ou
038 40 652 07
#asatanako
#vitamalagasy
#crochetraphia