Livret électronique : Techniques avancées en électronique

Ho anao izay liana amin’ny fanamboarana na tia mikirakira zavatra momba electronique.
Ka indro ary natao ho anao ity boky version electronique ( PDF ) momba izany electronique izany.
Ka Ireto avy no hita ao anatin’ilay boky:
→Ny fomba fampiasana testeur
→Ny fi-teste-na ireo composant hoe mandeha na tsia
→Ny fomba fanarahana schéma ( sy ny fanaovana azy ho
atao PCB sy amin’ny plaquette perforé, na plaquette cuivré,
sns )
★Technique de dépannage :
→Fomba fanamboarana télé cathodique, ( misy sary mazava
tsara )
→Fomba fanamboarana télé écran plat ( misy sary mazava
tsara )
→Fomba fanamboarana lecteur ( misy sary mazava tsara )
→Fomba fanamboarana subwoofer ( misy sary mazava tsara )
→Fomba fanamboarana ampli ( misy sary mazava tsara )
→Fomba fanamboarana radio ( misy sary mazava tsara )
→Fomba fanamboarana téléphone toutes marques ( misy
sary mazava tsara )
★Électroménager:
→Fomba fanamboarana fer à repasser ( misy sary mazava
tsara )
→Fomba fanamboarana la four électrique ( misy sary
mazava tsara )
→Fomba fanamboarana rice cockers
→Fomba fanamboarana fatana électrique
★Fomba fanaovana Rebobination:
• Transfond
•Ampli 1943 sy 5200 ( Puissance, Moyenne )
•TDA 2030, 2040, 2050, 2004, 2005, 2009, sns
NB : LIVRAISON MESSENGER NA MAIL
Midira Mp ho an’izay liana

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?