Morondava plage Nosy kely
Piment GRILL
Ary ahoana reto?
Vokatry ny ranomasina
nokarakaraina manokana hamoaka ny tsiro tadiavin’ny vava mmmm
Matsiro
Raha eto Morondava ianao, na mandalo eto amin’izao fialantsasatra izao
, dia aza adino ny misakafo ato amin’ny Piment GRILLLLa mampitombo tsiro ny fialantsasatrao izany.
Piment GRILL
Morondava plage Nosy kelyly#Holidays #SnackTime #foodlover #resto #Morondava