Conditions pour jeu MiniKids.mg: Partage et Identifier Amis, Gagner Points et Cadeau

Shopping & retail
Send message
MiniKids.mg
Hello
Izy indray no mpandresy t@ iny semaine iny
Mbola mitohy ny LALAO dia mba vakiana tsara ireto conditions ireto an:
Izay voaloha mahazo isa ambony indrindra no mahazo ilay vola mitovy isa @ points ny
Tsy mahazo mandray anjara ny olona miverouiller profil satria lasa tsy hita ny zavatra ataony anaty mur ny
Mi identifier namana 5 ami’ity publication ity
Partagena maximum @ groupe misy anao
Commentaire iray isakin’ny publication ihany no azo atao (publication fa tsy photo) miezaka miidentifier namana anaty commentaire. Autorisé raha commentaire miidentifier namana
Tsy mahazo manisy commentaire emoji ireny
Tsy mahazo asiana reaction ny commentaire an’olona manontany prix na info
Isakin’ny lundi no mivoaka ny valiny ka J+1 no alefa ny cadeau
Tsy ankitorotoroka anaty mp fa aoka mba samy hanaja ilay conditions daholo an
Izay fa mazotoa daholo

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?