Groupe Télégramme: Fichier Midi de Qualité à Prix Avantageux

Ho anao te ahay itendry nefa tsy mahay mamaky naoty, vakio atramin’ny farany ity
Groupe Télégramme Fichier Midi
Ireto avy ny zavatra ita ao anaty groupe:
Fichier midi miisa 5.000 mahery (hira gasy sy vahiny ary feon-kira Jazz, classique,gospels,,,)
Logiciels sy Applications fandefasana azy amin’ny telephone na ordinateur.
Tombony : afaka mangataka fichier midi izay tinao ianao mandritra ity taona ity(2024)
Ampidirina Groupe messenger ihany koa ianao ahafahana mamaha olana amin’ny fampiasana telegramme.
Ny Sarany fidirana ao anaty groupe :
8.000ar monja (10.000ar izy manombona volana Août)
2.000ar kosa raha efa nanjifa ilay fichier midi teo aloha ianao.
Ny fichier midi moa dia fichier mitovy2 amin’ny oe mp3 sy wav sns ihany, ny mampiavaka azy dia ita ao avokoa ny fitendry azy ary afaka ovaina2 ny tonalité sy ny temps ary ny timbre rehefa mijery azy ianao.
Ny télégramme indray dia plateforme mitovy2 amin’ny Facebook sy Whatsapp,,, ihany fa io no mora andefasana fichier indrindra. Afaka telechargena ao @Playstore. Afaka ampiana ianao raha sahirana manao azy.
Raha mahaliana anao dia mandefasa message direct (MP) avy atrany tompoko

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?