Mbola dispo tsara Zay @ Zao Raha Mila fiara nareo an!
Mandeha faritra Zay HO anareo Zay hanao vacance an!
Midira Mp avy hatrany Ary e!!
Tsaradia Mirindra
Salama o!!
Fiara sprinter 18places confort tsara sady malalaka!!
Dispo avy hatrany @ asa rehetra!!
Mande faritra iany koa!!
Midira Mp avy hatrany ary miresaka e!!