-Mamadika TV tsotra ho lasa Android na Smart TV
-Lasa mety anaovana Facebook sy ijerena youtube ary Netflix ny télévision anao
– efa misy anycast intégré (izany hoe afaka mampita sary sy feo ny téléphone aminy télévision)
-mety ilalaovana jeux ihany koa
-misy port USB (afaka ampidirana clé USB)
-afaka ampiasaina Clavier sy souris
Entana vaovao tsara sous carton
Livraison gratuit raha eto tana
Mandefa any aminy faritra ihany koa